Ny sandanay
Ireo fifanekena ireo dia mamaritra ny fomba...
... fiasan'ny Mpanoratra Fahatsiarovana
Amin’ny maha Mpanoratra Tantarapiainana anay dia misy fifanekena tsy maintsy hajainay :
- Hanaja tanteraka ny tsiambaratelo eo amin’ny zavatra heno sy voasoratra ;
- Tsy hanoratana teny mety hanalabaraka na handratra olona ;
- Hitahiry ny fandraisampeo voaray ahafahana mitazona ny fomba firesaka nandritra ny fihaonana ;
- Hanolotra ny asa voalohany ahafahana mamatatra ny fomba fitantana ny fanoratana pejy manaraka ;
- Hamela safidy tanteraka ny mpampanoratra amin’ny andro sy toerana hihaonana ary ny fandrosoana ny fanoratana ny bokiny ;
- Mamela ny fihatonana ny fanoratana boky amin’ny vanimpotoana rehetra ;
- Manome ny Mpampanoratra ny fomba ahazona mianatra Manoratra ny tantarampiainany,
- Tsy haka vola amin’ny Mpampanoratra mialohan’ny fihaonana handraisana an-tsoratra ;
- Hanolotra asa hatramin’ny farany, manomboka amin’ny fandraisampeo voalohany hatramin’ny famoahana boky azo atonta ;
- Hamokatra boky manarapenitra.
- Hanoro hevitra sy safidy mifanandrify amin’ny isan’ny boky hatonta ;